Manana zo harovana aminโny fampisitrahana taratasy ara-dalร na eo aminโny tany nojahariana ny vahoaka araky ny voafaritry ny lalร mpanorenana hoy ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny raharahan-tany , jeneraly Lilyson Renรฉ de Rolland . Hisitraka ยซ ๐ง๐ถ๐๐ฟ๐ฒ๐ ๐ณ๐ผ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ ยป manodidina ny 2000 ny distrikanโAmbohidratrimo ankoatra ireo 600 isa nozaraina androany tany aminโny Kaominina Iarinarivo .
ย
Fiaraha miasa aminโny tetikasa PRODUIR sy ny Banky iraisam-pirenena no nahatanteraka izao fizarana ยซ ๐ง๐ถ๐๐ฟ๐ฒ๐ ๐ณ๐ผ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ ยป izao , izay fokotany telo tao aminโny kaominina Iarinarivo no nanatanterahana izany androany dia Iarinarivo , Amboasary , Ambatomainty . Mihatra manomboka izao ny saranโny fanoratana tany 05 Ariary ny metatra toradroa raha 10 Ariary teo aloha hoy ny Jeneraly Lilyson Renรฉ de Rolland .
