𝗠𝗶𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝟬𝟱 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗲𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗼𝗿𝗮𝗱𝗿𝗼𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝟭𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮
Manana zo harovana amin’ny fampisitrahana taratasy ara-dalàna eo amin’ny tany nojahariana ny vahoaka araky ny voafaritry ny lalàmpanorenana hoy ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny raharahan-tany , jeneraly…
