Maimaim-poana manomboka androany ny fikarakarana ny boky rovitra
Fananan-tany eto Madagasikara :
Maimaim-poana manomboka androany ny fikarakarana ny boky rovitra. Nampahafantarina manomboka androany ny maha maimaim-poana ny fandraisana an-tanana ny antontan-taratasy momba ny boky sy ny saritany rovitra eto amintsika.